Entry | 1 matoantenin' ny mpanao |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.146#75] Raha ny olona na zavatra manao ny asa no atao teny lazaina, dia atao hoe "matoantenin' ny mpanao" no anaran' ny matoanteny. Ohatra: milalao ny ankizy ; mampirehitra afo Isambilo |
Explanations in English |
4 [1.26#] active verb |
Vocabulary |
5 Linguistics |
Elementary words | 6 matoanteny, mpanao |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |